Teny iditra ny anao (ny, anao)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra ananana: Iza amin'ireto boky ireto ny anao? [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay le tien, la tienne, les tiens, les tiennes [Abinal 1888]
  [Tanala] le tien, la tienne, ce qui est à toi. Toy ny anao (Voici ta part) [Beaujard 1998]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31