Teny iditra | 1 ny anao |
Singan-teny | 2 anao |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra ananana: Iza amin'ireto boky ireto ny anao? |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] le tien, la tienne, les tiens, les tiennes 6 [1.6] [Tanala] le tien, la tienne, ce qui est à toi. Toy ny anao (Voici ta part) |
Fivaditsoratra | 7 ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, naoina, ny anao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |