Teny iditra | 1 ny azy |
Singan-teny | 2 azy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mpisolo anarana enti-milaza zavatra ananan'ilay olona tenenina: Ento, hono, ny satrok'i Bema. Misy satroka maro ireo ka tsy fantatro ny azy? |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs 6 [1.5] le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs. |
Fivaditsoratra | 7 izany, izina, ny azy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |