Teny iditra ny ela mahareroy (ela, reroy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy") [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  ny ela maharay roa

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/10