Teny iditra | 1 ny hendry ihany no anarina |
Singan-teny | 2 hendry, ihany, anarina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28 |