Teny iditra | 1 ny voa tsy hendry: ny azony adala |
Singan-teny | 2 voa, tsy, hendry, azo, adala |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |