| Teny iditra | 1 ny zafy mpanahaka |
| Singan-teny | 2 zafy, 3 mpanahaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka)
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|