| Teny iditra (1/4) | 1 O ~ o
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô!
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache
[1.3] |
| Mpanahaka | 6 abidy |
| Teny nalaina | 7 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 9 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 12 ô |
| Sokajin-teny | 13 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto!
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 (vocative)
[1.8] |
| Ohatra |
17 Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika
[2.48]
|
| Teny iditra (3/4) | 18 -o |
| Sokajin-teny | 19 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Mpanahaka | 20 ko |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (4/4) | 22 O
![]() |
| Sokajin-teny | 23 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 Oxygen.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 Oxygène.
[3.1] |
| Voambolana | 27 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
28 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|