Teny iditra (1/2) | 1 obonobona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fibontsinan' ny lamba rehefa entina ka tsofin' ny rivotra. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Gonflement du lamba que l'on porte |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 obonobona |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] a kind of rash on the heads of children. (prov. ?) |
Voambolana |
13 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 14 aobonobon, naobonobo, obonobona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |