Teny iditra | 1 ofisialy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] An' ny fanjakana: Natokana ho an' ny antokon' olona ofisialy ny toerana eto ka mialà teto ianao Enti-milaza izay rehetra vaovao avoakan' ny fanjakana: Araka ny tarehi-marika ofisialy dia toy izao ny isan' ny "eny" sy ny "tsia" tamin' ny fitsapana hevi-bahoaka farany tao Enti-milaza zavatra neken' ny fanjakana ny fijoroany ka efa navoaka ho fantatry ny be sy ny maro: Ny teny malagasy ofisialy |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |