Teny iditra olitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. [Richardson 1885]
 a worm [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ver [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra olitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth [Richardson 1885]
 toothache [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mal aux dent (litéralement ver) [Rajemisa: Vakoka]
 mal aux dents [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2019/12/12