|
|
|
|

Teny iditra1  olom-banona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  olona tsara fototra, ambony toetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a familiar friend, and open-ended person; a liberal master [1.2]5  good and successful people; establishment types [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  sur qui on peut compter; honnête, franc, loyal [1.3]7  gens honnêtes, corrects [1.8]
Ohatra  8  ary ny fahazoana ny fitondrantena tsara ao amin' ny Sekoly no haha-olombanona anareo. [2.649#]
Singan-teny  9  olona, vanona

Fivaditsoratra  10  amboñolona, olom-banona

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15