Teny iditra olombelona (olona, velona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
¶ Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a mortal man; mankind [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay homme mortel; l'humanité en général [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra Olombelona
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy jereo Dubois: Olombelona
Mpanoratra 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2017/10/19