|
|
|
|

Teny iditra1  olon-javatra
Singan-teny  2  olona, zavatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona manana tsindrimandry sy mahafantapantatra ny miafina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] changeant, irritable, lunatique; un sujet que les esprits inspirent et font prophétiser

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07