|
|
|
|

Teny iditra1  olon-kendry
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany
Ohatra  4  [2.293#] Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra.
Singan-teny  5  olona, hendry
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny olon-kendry io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07