Teny iditra | 1 olon-kendry |
Singan-teny | 2 olona, hendry |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany |
Ohatra |
5 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra. [2.293#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny olon-kendry io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |