Teny iditra | olon-ko azy | |
Singan-teny | olona ; ho ; azy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mifandray amin' ny hafa fa mihevitra ho mahavita tena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | étranger l'un à l'autre, qui se sépare, isolé [1.3] | |
Fivaditsoratra | olon-ko azy, zokiolona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |