Teny iditra oly
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny volo tsy ngita nefa tsy tsotra fa miolikolika, misy mivalombalona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Curled. Used in speaking of curly hair, but not ngita [1.2]
 Curly (of the hair); cf. ngita [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Frisé, ondulé (se dit des cheveux); cf. ngita [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra olioly
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31