Teny iditra | 1 omaly |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaly no zokin' ny anio Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly Milaza fotoan' andro nialoha ny androany: Tonga omaly i dadatoa. (Amin' ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha: tonga rahomaly i dadatoa) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] yesterday. [mal. Kulmarin.] 5 [1.7] yesterday |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] hier |
Voambolana |
7 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny omaly io |
Fivaditsoratra | 13 alimo, aolim, iloma, lomay, mailo, maoly, mialo, milao, miola, molay, omaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |