Teny iditra omano > omanina (omana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be decorated, to be made ready. [1.2]
 To be prepared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on prépare [1.3, 1.8]
 Qu'on orne [1.3]
Ohatra 
1Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [2.643]
2Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : omanina, omaniko, omaninao, omaniny, omanintsika, omaninay, omaninareo, omanin', omanin-, omanim-, omani-
Ny lasa : nomanina, nomaniko, nomaninao, nomaniny, nomanintsika, nomaninay, nomaninareo, nomanin', nomanin-, nomanim-, nomani-
Ny hoavy : homanina, homaniko, homaninao, homaniny, homanintsika, homaninay, homaninareo, homanin', homanin-, homanim-, homani-
Filaza mandidy : omany, omano

Fivaditsoratra