Teny iditra ombieny ombieny (omby, eny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy [ omby eny omby eny ] wandering here, there, and everywhere. [Richardson 1885]
 [ ombieniombieny ] everywhere [Cousins 1894]
Famaritana frantsay [ omby eny omby eny ] qui va ça et là, rôdeur [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra eny rehetra eny
Ohatra 
1Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny. [Ravelomanana: Lalana, takila 127]
2Ombieny ombieny, anverimberiny ny hoe "fahaleovantena, fahafahana". [Andraina: Mitaraina, takila 189]
3Raha vahiny aminy dia hierikerika foana mandinika ombieny ombieny ny lafiny efatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 17]
4Ambin-tsakafo tsy lany raha misy no mba atsipy ho azy ireny ombieniombieny. [Razafiarivony: Harivolana, takila 55]
5Hanao fary mitety remy : Hitatitra ombieniombieny resaka izay tsy dia tokony hanaovana loatra izany. [Rabemolaly: Fary, takila 270]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/27