Teny iditra |
ombika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sombina, potipoti-javatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Small pieces of meat collected by children in the market.
In the provinces it is used for fofo and
isoka
[1.2]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ombika
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rafitra, maika, dodona: Ombika aho nanontany azy [1.1]
|
|
Teny iditra |
ombika
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A particle expressing a sudden impulse of the mind. Compare miombika (ombika).
[1.2]
|
|