Teny iditra ondam-body (ondana, vody)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] akalam-bory, seza bory: Laha mijaka ñy momba anahy sy anao io ondam-body nipetrahantsiana io dia asa mandy (raha niteny ny momba ahy sy anao io akalam-bory nitoerantsika io dia asa fotsiny) [Rakotosaona 1972]
 ondan-tseza fipetrahana [Rajemisa 1985]
 [ ondambody ] [Taimoro] Ondana atao hipetrahan' ny olona nasaina [Rajemisa 1985]

2011/11/17