Teny iditra ondrindrano (ondry, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [Richardson 1885]
Voambolana 
Mpanahaka  angidina
Ohatra tsy patsa tsy ondrindrano
ngosoany manetsihetsy
[Fox: Hainteny, laharana 406]
Teny nalaina 

2015/12/27