|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  onga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Tsimihety] Fotsimbary voatoto lasa vovoka fanao koba

Teny iditra (2/4)4  onga
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] [Sakalava] tatamo
Voambolana  7  Haizavamaniry: voninkazo

Teny iditra (3/4)8  onga
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taisaka] fiakarana

Teny iditra (4/4)11  onga
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taisaka] fikosohana amin'ny tanana

Fivaditsoratra  14  agon, ango, gano, gaon, gona, nago, onga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21