Teny iditra (1/2) | 1 onibe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] renirano tsy ritra mandavan-taona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] fleuve |
Voambolana |
5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 6 ony, be |
Teny iditra (2/2) | 7 Onibe |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.11] fleuve de la province de Tamatave ... Ses affluents de gauche sont l'Angarongana et la Saranindo; celui de droite la Sahamalaza |
Voambolana |
10 Haitoetany: renirano, farihy |
Fivaditsoratra | 11 boeny, Boeny, niebo, Onibe, onibe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |