|
|
|
|

Teny iditra1  onja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana
Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a wave. See alon-drano.
5  [1.7] a wave
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] vague, onde
Ohatra  7  Mitopatopa ny onja vaventy. [2.471]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  17  Ny Onja
18  Onjam-pilafila (Andriamangatiana Iharilanto Patrick)
19  Pitik' onja (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Fivaditsoratra  20  anjo, jano, jona, njoa, onja

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01