Teny iditra organina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: organe.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31