Teny iditra |
orina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir,
de construire, de se fixer en un endroit [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
orina
(otra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to be massaged, to be rubbed [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains [Abinal 1888]
|
| qu'on masse, qu'on frictionne [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
orina
oriko
orinao
oriny
orintsika
orinay
orinareo
orin'
orin-
orim-
ori-
| |
norina
noriko
norinao
noriny
norintsika
norinay
norinareo
norin'
norin-
norim-
nori-
| |
horina
horiko
horinao
horiny
horintsika
horinay
horinareo
horin'
horin-
horim-
hori-
| |
ory | |
|
|
Teny iditra |
orina
(ory)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Atao izay hampahantra azy; botrina [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux [Abinal 1888]
|
|