|
|
|
|

Teny iditra1  orohana (oroka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  ametrahana ny molotra, sy ny orona ho mari-pitiavana na fanajana: Norohany ny zanany talohan' ny hisarahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be kissed by touching noses, to be smelled by putting the nose to anything. [1.2]
5  to be kissed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on embrasse, qu'on baise [1.3]
7  qu'on embrasse [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny orohana io

Fivaditsoratra  13  ahorona, anoharo, orohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20