Teny iditra orohana (oroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ametrahana ny molotra, sy ny orona ho mari-pitiavana na fanajana: Norohany ny zanany talohan' ny hisarahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be kissed by touching noses, to be smelled by putting the nose to anything. [1.2]
 To be kissed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on embrasse, qu'on baise [1.3]
 Qu'on embrasse [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : orohana, orohako, orohanao, orohany, orohantsika, orohanay, orohanareo, orohan', orohan-, oroham-, oroha-
Ny lasa : norohana, norohako, norohanao, norohany, norohantsika, norohanay, norohanareo, norohan', norohan-, noroham-, noroha-
Ny hoavy : horohana, horohako, horohanao, horohany, horohantsika, horohanay, horohanareo, horohan', horohan-, horoham-, horoha-
Filaza mandidy : orohy
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20