|
|
|
|

Teny iditra1  orotana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ravin-javamaniry ongotana amin' ny tanana, ririsana: Oroty ny ravin' io voaroihazo io
Fototeny  4  orotra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  orosana

Fivaditsoratra  10  anorato, anorota, anotora, naotrao, orotana, rotanao, tanorao, toroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21