|
|
|
|

Teny iditra1  ory ampiana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny vadibe izay malahelo raha manampy vady masay ny lehilahy vadiny
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Singan-teny  5  ory, ampiana
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny ory ampiana io

Fivaditsoratra  7  iampiranao, mpiaoriana, ory ampiana, piaorianam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21