Teny iditra | osa tay | |
Singan-teny | osa ; tay | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kabaosy, matahotra tafahoatra sy maharikoriko [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Très lâche [1.3] | |
Fivaditsoratra | osa tay, ota isa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |