Teny iditra | ota isa | |
Singan-teny | ota ; isa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fifandiasan' ny isa tsy mitovy fa misy elanelany amin' ny isa tena izy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui s'est trompé en comptant Erreur dans les comptes [1.3] | |
Fivaditsoratra | osa tay, ota isa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |