|
|
|
|

Teny iditra1  oteka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] tsoka (anaty taolana): Ataovo soa ny fanondro tsa ho rekitsa añaty taolaña ao sy mañala oteka añao (Tandremo tsara ny tondro tsy ho raikitra anaty taolana ao raha maka tsoka ianao)

Fivaditsoratra  4  aketo, atoke, etoka, otake, oteka, takeo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31