Teny iditra | 1 otina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanozongozonana, fanetsiketsehana: "Hay,.. sorotan-kazo tsy mahaleo otina, ka vao donindambo dia hentitra (Tsel.) [1.1] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 otinotina |
Fivaditsoratra | 10 anito, itano, otina, taino, tanio, tiona, toina, tonia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |