ou   
aiza hoe
où disiez-vous ? [Hallanger 1974]
heñaia
où? [Deschamps 1936]
ho aiza
na
ou. Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao: écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon. Samy mamy na ny ray na ny reny. Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra. [Rajemisa: Grammaire]
ou [Hallanger 1974]
sa
ou; sert à poser une question en présentant un choix; ex.: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (lequel aimez-vous, le blanc ou le rouge?) [Hallanger 1974]
taiza