|
|
|
|

Teny iditra ovaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, rofia..., izay azo hanina atao laoka [1.1]

Teny iditra ovaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra ovaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Variance [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15