|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ovaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Tsimihety] Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, rofia..., izay azo hanina atao laoka

Teny iditra (2/3)4  ovaka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka.
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)12  ovaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.13] variance
Voambolana  15  Matematika: antontan'isa
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  akavo, aovak, avako, avoak, avokà, avoka, ovaka, vakoa, vaoka, voaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08