|
|
|
|

Teny iditra1  ovoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry
4  Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  avoko, ovoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31