Teny iditra (1/4) | 1 ozatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] jereo hozatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a muscle, a sinew |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] les nerfs, les muscles, les veines 6 [1.8] muscle, nerf |
Ohatra |
7 Raha tapaka ny ozatra: [2.48] |
Voambolana |
8 Haiaina |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 10 hozatra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny ozatra io |
Teny iditra (2/4) | 16 ozatra |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] les nervures des feuilles 19 [1.196] (toute l'île) Les nervures des feuilles. On peut préciser oza-dravina pour distinguer des sens (2) et (3). |
Voambolana |
20 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Teny iditra (3/4) | 21 ozatra |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] les filaments des plantes 24 [1.196] Fibres grossières, genre de crins végétaux, fournis par des Arecaceae. Voir aussi vonitra . Le même mot s'emploie chez les animaux pour les ligaments. [Betsimisaraka] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Teny iditra (4/4) | 26 ozatra |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.3] les veines du bois 29 [1.196] Veines du bois, visibles sur la coupe. On dit aussi be-ozatra pour les bois nerveux, difficiles à travailler ; hazo-ozatina : bois riche en fibres. |
Voambolana |
30 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 32 azotra, ozatra, tarazo, zaotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |