|
|
|
|

Teny iditra1  pahina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] dim (of the eyes)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#475] Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche.
6  [1.8] dont la vue est faible (se dit des yeux)
Ohatra  7  Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao! [2.528#]
8  Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#]
Voambolana  9  Fahasalamana
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13  hanapy, hapany, pahany, pahina, panahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21