Teny iditra | pai-doha | ||
Singan-teny | paika ; loha | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fipehana amin' ny loha Ilazana koa ny biby izay misy fotsy kely eo amin' ny handriny [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Coup donné sur la tête Animal qui a une tache blanche sur le front [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |