Teny iditra paika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo re avy amin' ny zavatra mifandona. [Voambolana: Feo]
Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io
Tefy (vato): Vato tsara paika
Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika
Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy
Mitovy hevitra: dona ~ gona ~ katroka ~ poka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A stroke, a blow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coup, choc, cliquetis des armes
Réprimande
Un coup au jeu du fanorona. [Voambolana: Kilalao] [1.3]
 Coup [1.8]
Ohatra 
1Diso paika ka matim-bela. [2.643]
2Paika tsy miady no itondran' ialahy anay. [2.4]
3Tsy nanana hevitra maty paika ny namanay. [1.369]
Sampanteny 
Tovy hevitra paipaika
Kamban-teny 

Teny iditra paika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba ampiasaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Procédé; mesure [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra paika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Maina (taona) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17