|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  paingotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a pin
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#476, 1.8] épingle
Ohatra  6  [2.472] Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
7  [2.472] Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  paingotra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.7] an informer
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.8] mouchard

Fivaditsoratra  18  apaingotr, paingotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30