Teny iditra | paingotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A pin [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | épingle [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: épingle. | |||||||||||||||
Teny iditra | paingotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | An informer [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mouchard [1.8] | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |