Teny iditra paisogasy
Singan-teny paiso ; gasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de paiso et gasy, abréviation de malagasy : malgache ; ainsi nommé parce que le plus anciennement importé). Prunus persica L. subsp. lanuginosa Gaudin var. duracina Dierbach ined. (Rosaceae). Il se reproduit par simple semis des noyaux, sans greffage, mais ne donne naturellement que des fruits petits, peu charnus, loin d'avoir la saveur des bonnes variétés multipliées par greffage. [1.196]
Anarana siantifika Prunus persica
Ohatra Ary ny paisogasy na mpihavy koa aza noho izy efa mponina ela, dia hoy ny fitenenana : "Indrindra ho lany ny paiso an-kady, avelao mba hirotsaka Ilambosalama." [1.437]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26