Teny iditra paka lelo (paka, lelo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza irony ankizy izay mikirazorazo lava mipaka eo amin' ny molony ny lelony: Zaza paka lelo [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay dont la morve descend toujours sur les lèvres [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31