Teny iditra palitsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] manary dia, mivily lalana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra palitsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mania, mihodivitra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06